Entrée ireny (iny)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny [1.1]
Explications en anglais Those (in sight); plur. of iny and io [1.7]
Explications en français Ceux-là (visibles) [1.8]
Mots composés 
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/01/21