Entrée |
didy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1]
|
Explications en anglais | A cut A command [1.2, 1.7]
|
| An order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2]
|
Explications en français | Coupe, incision Commandement [1.8]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
didy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely Aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
didy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Tanosy]
mamo
[1.78]
|
Dérivés |
|
Entrée |
Didy
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -18.1166667, 48.5333333
|
|