Entrée (1/2) | 1 isika |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: Samy olombelona mety diso daholo isika. (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1] |
Explications en anglais |
4 we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2] 5 we (including those addressed) [1.7] |
Explications en français |
6 nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3] 7 nous (inclusif) [1.5, 1.8] |
Explications en italien |
8 noi [1.18] |
Tous les mots composés |
|
Analogues | 14 antsika, -ntsika |
Tableaux et planches |
15 Tous les pronoms |
Entrée (2/2) | 16 ïsika |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 hira [Sihanaka]
[1.78] |
Synonymes | 19 hosika |
Anagrammes | 20 Akisy, 21 isaky, 22 isika, ïsika, 23 saiky |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |