|
|
|
|

Entrée (1/3)1  zoro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano
Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra
Kiho: Zoron-dalana
Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra
Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro".
Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra
Explications en anglais  4  [1.7] a corner
an angle
Explications en français  5  [1.8, 1.13] coin
angle
Exemples  6  [1.381#] Ny reni-vintana zoro efatra kosa dia 30 andro ka ny faha -31 andro izy no tsinana.
7  [1.357#] Indraindray telo zoro, na efa-joro, na dimy zoro izy, ary misy izay misy hasiny, ets.
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :
Dérivés 
Noms :
Tous les mots composés  11  62 mots contenant zoro
Vocabulaire  12  Mathématiques: géométrie
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot zoro

Entrée (2/3)14  zoro
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16  [1.13] jour
Tous les mots composés 
Vocabulaire  22  Economie: vêtements

Entrée (3/3)23  zôro
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  [1.78] zozoro maniry [Sihanaka]
Explications en français  26  [1.196] En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo . [Betsimisaraka Avaratra]
Vocabulaire  27  Botanique

Anagrammes  28 zôro, zoro

Mis à jour le 2025/09/13