|
|
|
|

Entrée1  zioga
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
Explications en anglais  5  [1.7] an ox-yoke
Explications en français  6  [1.8] joug
Exemples  7  [2.472] Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina.
Vocabulaire  8  Economie: élevage
Autres orthographes  9  jioga
Article  10  Randzavola: zioga ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  11  giazo, zioga

Mis à jour le 2025/07/29