|
|
|
|

Entrée (1/2)1  zay
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fanafohezana ny hoe "izay".
4 Teny kely entina mankatò izay lazaina: Moa tsy izany va, ry ambanilanitra? -- Zay. [1.1]

Entrée (2/2)5  zay
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7 Zandry. [Bara, Tanosy] [1.1]
Vocabulaire  8  Rapports: famille
Tous les mots composés  9 zaim-betro

Anagrammes  10 azy, 11 iza, 12 zay

Mis à jour le 2025/11/09