|
|
|
|

Entrée1  zavontany
Mots élémentaires  2 zavona, 3 tany
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5 Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina. [1.1]
Explications en français  [zavon-tany] 6 innombrable. [1.3]
Exemples  7  Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka. [2.285#]
8  Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny! [2.508#]

Mis à jour le 2025/09/12