|
|
|
|

Entrée1  zara levenana
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  zara, levenana
Explications en malgache  4  [1.1] anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana

Mis à jour le 2025/07/29