Entrée zara fihinanana (zara, hinana)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny vola na zavatra na sakafo omena ny havana misaona amin' ny fandroana noho izy tsy mba "mandro" [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31