|
|
|
|

Entrée1  zara levenana
Mots élémentaires  2  zara, levenana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01