|
|
|
|

Entrée1  zanaka am-pielezana
Mots élémentaires  2  zanaka, fielezana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana iray ka tsy eo an-toerana fa miparitaka any amin' ny tanàna samihafa any noho ny fitadiavana na antony hafa [1.1]
Explications en français  5  (zanaka ampielezana) littéralement "les enfants éparpillés". Les émigrés, la diaspora [1.5]
Vocabulaire  6  Sociologie
Citations  7  Textes citant zanaka am-pielezana

Mis à jour le 2024/09/16