|
|
|
|

Entrée1  zanaka am-pielezana
Mots élémentaires  2 zanaka, 3 fielezana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana iray ka tsy eo an-toerana fa miparitaka any amin' ny tanàna samihafa any noho ny fitadiavana na antony hafa. [1.1]
Explications en français  6 (zanaka ampielezana) littéralement "les enfants éparpillés". Les émigrés, la diaspora. [1.5]
Vocabulaire  7  Sociologie
Citations  8  Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/09/12