|
|
|
|

Entrée1  zanahina
Radical  2 zanaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Atsangana ho zanaka: Nozanahin-dRakoto mivady Isambilo kely.
5 Ampiterahina, asiana zanany, hanaina: Hampisamboriko roa arivo ianao fa hozanahinao anefa ny volako. [1.1]
Explications en anglais  6 to be put out at interest. [1.7]
Explications en français  7 qu'on prête à intérêt. [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12