Entrée zanabolana
Mots élémentaires zana- (zanaka) ; -bolana (volana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Antontan-javatra goavana alefan' ny olombelona eny amin' ny habakabaka, nefa tsy mihoatra ny faritra ahazoan' ny tany misintona azy, ka manjary toy ny volana kely manodidina ny tany ary ampiasain' ny olo-mahay amin' ny fikarohana ara-tsiansa [1.1]
Explications en anglais A man-made satellite [1.7]
Explications en français Satellite envoyé dans l'espace; cf. sambon-danitra [1.8]
Exemples Zanabolana no mampita ny zava-mitranga any an-dafy any ka avy hatrany dia hitantsika atý [2.445]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/12/06