Entrée zalahy (lahy)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Teny ilazan' ny tovolahy ny tovolahy tahaka azy, ka fomba roa no ampiasany azy: 1) enti-miantso: Andeho hiasa, ry zalahy a! 2) ilazana ny hala, ka ambara amin' izany fa tsy ao anatiny ny tena: Ry zalahy no nanao an' io koah! ~ Lazain-dry zalahy fa ... [1.1]
Explications en anglais You (plur.) used between men [1.7]
Explications en français Vous (se dit entre hommes) [1.8]
Exemples 
1Matavy tsy afahy, zalahy! [2.69]
2Nosarahin-dry zalahy ny mpiady. [2.472]
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée zalahy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] Olona fanalolahy [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/21