Entrée z
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra.
¶ Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [Rajemisa 1985]
Définition française Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [Abinal 1888]
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée Z
Partie du discours nom (symbole)
Définition malgache zatokilao [SLP 1986]
Vocabulaire 

2017/07/02