Entrée vovonana iadian' ny lohany (vovonana, ady, loha)
Partie du discours locution
Explications en malgache ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31