Entrée votre
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Vitsika lehibe [1.78]
Vocabulaire 

Entrée votre
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Anareo, areo: Votre pays: ny tanin-drazanareo. Vos biens: ny fanananareo
Nao (raha teny entina hanaja olona iray) [1.4]
 -nao, -areo [1.9]

Entrée vôtre
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Ny anareo, ny anao: Ma maison et la vôtre: ny tranoko sy ny anareo [1.4]
 Ny anao, ny anareo [1.9]

Entrée vôtre
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny anareo, ny anao: Voici le vôtre, voilà le nôtre: inty ny anareo, itsy ny anay [1.4]
 Ny anao, ny anareo
Ny havana aman-tsakaizanareo, ny vazivazinao: Je suis des vôtres: namanareo aho [1.9]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31