Entrée | 1 votoaty |
Partie du discours | 2 nom |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila. |
Exemples |
7 [2.4#27] Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy. |
Vocabulaire |
8 Botanique: (en général) |
Autres orthographes | 9 votiaty |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot votoaty |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |