|
|
|
|

Entrée1  votoaty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny.
4 Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila.. [1.1]
Exemples  5  Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy. [2.4#27]
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :
Vocabulaire  8  Botanique: (en général)
Autres orthographes  9 votiaty
Tous les mots composés  10 votoatin-teny
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09