|
|
|
|

Entrée1  vorombe sima
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  vorombe, sima
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. (Tapak' ohabolana ihany io fa ny ohabolana feno dia hoe: "Kapakapa vorombe rima, mijere tena vao manenitra ny sasany"
Explications en français  5  [1.3] intéressé, égoïste, méchant

Mis à jour le 2025/07/29