Entrée voro-kitsay
Mots élémentaires vorotra ; kitsay
Partie du discours locution
Explications en malgache Tapa-damba tonta sady maloto no rovitra [1.1]
Explications en anglais Tattered clothing [1.7]
Explications en français Haillons [1.8]
Exemples Vavikely firy no mahakarakara toy izany ny zandriny kely vao teraka, ampatoriana eo ambony baoritra na vorokitsay hany kidoron' ny mahantra? [1.369]

Mis à jour le 2023/10/26