|
|
|
|

Entrée1  vorivorinkena
Mots élémentaires  2 vorivory, 3 hena
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny. [1.1]
Explications en anglais  6 omasum. [3.1]
Explications en français  7 omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants]. [3.1]
Exemples  8  vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69#]
Vocabulaire  9  Zoologie: (en général)
Synonymes  10 vorivoriny
Analogues  11  masontantely, 12  vahindrorohany, 13  vavoninkena
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot
Illustrations 

Mis à jour le 2025/11/02