|
|
|
|

Entrée1  vongana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena
Explications en anglais  4  [1.7] a lump
Explications en français  5  [1.3#854] un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon
6  [1.8] masse, bloc
7  [1.13] bloc, concrétion
Exemples  8  [2.357#] ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity
9  [2.643#] Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana.
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12