|
|
|
|

Entrée1  vongana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena. [1.1]
Explications en anglais  4 a lump. [1.7]
Explications en français  5 un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon. [1.3#854]
6 masse, bloc. [1.8]
7 bloc, concrétion. [1.13]
Exemples  8  ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity [2.357#]
9  Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana. [2.643#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  28  7 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09