|
|
|
|

Entrée1  volena
Radical  2 voly
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano). [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Vocabulaire  9  Economie: agriculture
Tous les mots composés  10 tany azo volena

Anagrammes  11 levona, 12 velona, 13 volena

Mis à jour le 2025/11/09