|
|
|
|

Entrée1  volatsivaky
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  vola nomena ny mpanjaka ho fankatoavana ny maha-Andriana azy [2.436#59]
Exemples  4  Dia nanasin'Andriana amy ny volatsivaky Ratsimamanga 15 Vtra [2.59#252]
5  Indro ny volatsivaky hahamasina anao eto amin' ny tany sy ny fanjakana [2.528#154]

Anagrammes  6  volatsivaky, vola tsy vaky

Mis à jour le 2022/01/25