Entrée vokatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna
Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy [1.1]
Explications en anglais Fruit, produce; a result [1.7]
Explications en français Produit, résultat [1.8, 1.13]
 Fruit, récolte qui produit [1.8]
 Effet, conséquence [1.13]
 Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger [1.196]
Exemples 
1izahay mampakatra ny vokatra. [2.442]
2Raha eny, inona ny vokatra azo? [4.27]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 
Article 

Entrée vokatra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity
Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao [1.1]
Explications en anglais Productive [1.7]
Explications en français Fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) [1.196]
Exemples Vokatra be ny voanjonareo. [2.472]
Vocabulaire 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/17