|
|
|
|

Entrée1  voin-kava-mahatratra
Mots élémentaires  2 voina, 3 havana, 4 mahatratra
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 izay fahavoazana mahazo ny havana mahazo ny tena koa. [1.1]
[2.653]
Explications en anglais  7 concern for others' afflictions. [1.7]
Explications en français  8 on ressent les souffrances des autres. [1.8]
9 malheur d'un parent peut vous atteindre aussi: il faut être solidaire. [1.5]
10 Le malheur qui atteint les parents vous atteint aussi.. [2.165]
Exemples  11  Voin-kava-mahatratra Nanolotra 585.964.840 Ariary ny Indiana [5.mg.http://tiatanindrazana.com/actualites/voin-kava-mahatratra-nanolotra-585.964.840-ariary-ny-indiana-2015-04-15-17412.php]
12  Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna [5.mg.https://mg.globalvoices.org/2013/02/28/46289/]
13  Tsy nanadino nisaotra ny vahoaka Malagasy tonga namaly ny antso ny Praiminisitra tamin' ny fanomezana fanampiana na voin-kava mahatratra izay notanterahana tetsy Anosy ny Sabotsy faran' ny herinandro teo. [5.mg.http://www.eventsmada.com/122-voin-kava-mahatratra-namaly-ny-antso-ny-malagasy]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02