Entrée | 1 voatohintohina |
Radical | 2 tohintohina |
Partie du discours | 3 participe passé |
Exemples |
4 mira zotra amin' izany, dia voatohintohina fatratra ny fahalalahana fototra
[4.27]
5 mpikarakara biby fatratra Rainitoandro ka tsy tiany ho voatohintohina mihitsy ny fahasalamany [2.470] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |