|
|
|
|

Entrée1  voasokitra
Radical  2  sokitra
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  ciselé, sculpté, troué
gravé de la petite vérole
gravé, arraché avec un instrument pointu
figuré: pressuré [1.3#619]
Exemples  6  Tsy zara fa vato mijoro, fa voapaika sy voasokitra. [2.285#109]
7  Misy koa hazo na vato voasokitra vitsivitsy nataon' ny Ntaolo izay azo lazaina fa fatratra. [2.436#]
Synonymes  8  sinokitra

Anagrammes  9 voakositra, 10 voaritsoka, 11 voasokitra

Mis à jour le 2025/09/12