Entrée | 1 voasava |
Radical | 2 sava |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi [1.3#589] |
Exemples |
6 Tsy ela dia voasava ilay lohasaha;
[2.587#]
7 Dia voasava hatreo indray - natao ankapoka sy nobangoina ihany anefa - ny filôzôfian' ny Malagasy amin' ilay faritra faharoan' ny lalàm-pitondrantena: dia ny fitsimbinana ny namana. [2.296#59] |
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 9 sinava |
Anagrammes | 10 osa vava, 11 voasava |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |