Entrée voasarika (sarika)
Partie du discours participe passé
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français Tiré, dégainé, (forces) que la maladie a diminuées [1.3]
Exemples 
1sendra voasarika tamin' ny fahatairana, dia iny no nasampy tao an-damosina. [2.357]
2Voasarika ny fanahin'ny mpihaino, satria hendratr'izay tapany azony ka terem-panahy hieritreritra sy haminany. [2.298]
Synonymes sinarika

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20