| Entrée | 1 voasahana |
| Radical | 2 sahana |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
4 A quoi on peut faire face, à quoi l’on a fait face.
[1.3#557] |
| Exemples |
5 Amin' ny firenena tan-dalàna, dia andraikitry ny Fanjakana izany, izay anisan' ny lafiny voasahana amin' ny politika momba ny fiainam-piarahamonina rehetra, fa tsy andraikitry ny orinasa fananan' ny sehatra tsy miankina amin' ny Fanjakana.
[4.27#]
|
| Anagrammes | 6 hasoavana, 7 voasahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|