|
|
|
|

Entrée1  voangaly
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia)
Explications en français  4  [1.3#843, 2.165] cétoine
5  [1.3] coléoptère noir à raies blanches. Cetonia
Exemples  6  [2.69#222] Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly.
7  [2.470#27] Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly.
Vocabulaire  8  Zoologie: invertébrés
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot voangaly

Mis à jour le 2024/12/07