Entrée | 1 voakaly |
Radical | 2 kaly |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en anglais |
4 [1.7] very well done, done with care and skill |
Explications en français |
5 [1.3#305] bien soigné: Voakaly io hoso-doko io (Cette peinture a été bien soignée) 6 [1.8] fait avec habileté et diligence, très bien fait, travail soigné |
Exemples |
7 Fa misy ny fomba nilana fikarohana sy voakaly kokoa. [2.472#219] 8 Ny harivolana izany dia azo lazaina fa teny voalahatra manokana sy voakaly mba hanaitra ny sofina sy hampieritreritra ny mpihaino. [2.606#17] |
Synonymes | 9 kinaly |
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 avaliko, avilako, ivalako, koviala, valiako, voakaly, voakila |
Mis à jour le 2023/01/20 |