| Entrée | 1 voakajy | 
| Radical | 2 kajy | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   traité avec attention, bien fait, soigné [1.3#304] | 
| Exemples | 6   Ny fiantsoana miaramila ho lasa manamboninahitra ambony, tsy voakajy ary tsy nahatsinjo lavitra, izay natao hatrizay ary mbola atao tsy am-peheverana mandrakizao, dia mainka koa mampihombo ny aretina
[4.27] | 
| Synonymes | 7 kinajy | 
| Anagrammes | 8 voakajy, 9 voakija | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |