| Entrée | 1 voahosotra | 
| Radical | 2 hosotra | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en français | 4   enduit, oint, peint, graissé, frictionné [1.3] | 
| Exemples | 5   Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy.
[2.332] 6 Ary Imahakà nitondra angady tani-manga voahosotra manjarano; [2.293] 7 Handrara izany va izy ka tsy ho voahosotra ho saro-piaro tsy an-drariny? [2.5] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |