| Entrée | 1 voadombo |
| Radical | 2 dombo |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en malgache |
[1.1] 4 Tonga dombo na tsy maranitra ka tsy afa-miasa intsony [2.285] |
| Explications en français |
5 émoussé, discrédité, annihilé
[1.3#113] |
| Exemples |
6 Kanefa, mampalahelo, fa io fomba fisainana miorina amin' ny zava-misy sy azo tsapain-tanana io indrindra no voadombo.
[1.317#]
|
| Synonymes | 7 donombo |
| Anagrammes | 8 bodomavo, 9 voadombo |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|