Entrée voaangona (angona)
Partie du discours   participe passé
Définition anglaise   collected (by some one), assembled, congregated. [Richardson 1885]
Définition française   Qu'on a assemblé [Abinal 1888]
Exemples   fa ampy sy manan'amby aza ny zavatra voaangona hanaovana izay hatao rehetra. [Baiboly: 2:036:007/Eksaody 36:7..]
Morphologie  
voaangona
voaangoko
voaangonao
voaangony
voaangontsika
voaangonay
voaangonareo
voaangon'
voaangon-
voaangom-
voaango-

Mis à jour le 2015/10/27