| Entrée | 1 vizaka |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova.
4 Reraka, osa. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 tired; weary or cramped from holding one position.
[1.7] |
| Explications en français |
6 Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude.
[1.3] 7 las, fatigué. [1.8] |
| Exemples |
8 Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako.
[2.332]
9 Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka. [1.281] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 16 vizana |
| Anagrammes | 17 kivaza, 18 vazika, 19 vizaka |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|