Entrée vivitra
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza molojavatra, sisiny
¶ Fandraisana zavatra amin' ny sisiny na amin' ny silany kely
¶ Fitsongoana teny kely eo amin' ny resaka ifanaovana na eo am-pifamaliana ka roritina hiadiana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2009/02/23