|
|
|
|

Entrée1  viraviraina
Radical  2  viravira
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Noviravirain' ilay tsy mifaditrovana iny lahy ny zanako!
Raidraisina befahatany amin' ny tanana, fozafozaina: Nahoana re no dia viravirainao toy izao ity akanjoko mivalona?
Roridroritina, saritadritahina: Noviravirain' ny amboadia ilay zanak' ondry ka maty tsy tradrano
Explications en anglais  5  [1.7] to be rent, to be torn asunder
Explications en français  6  [1.8] qu'on déchire, qu'on tiraille
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  araviraviny, aviravirany, iraviravian, niraviravia, varivarinay, viraviraina

Mis à jour le 2023/01/20