|
|
|
|

Entrée1  viraviraina
Radical  2  viravira
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Kitakitaina atao ratsy fitondra, tsy itondrana roa: Noviravirain' ilay tsy mifaditrovana iny lahy ny zanako!
Raidraisina befahatany amin' ny tanana, fozafozaina: Nahoana re no dia viravirainao toy izao ity akanjoko mivalona?
Roridroritina, saritadritahina: Noviravirain' ny amboadia ilay zanak' ondry ka maty tsy tradrano [1.1]
Explications en anglais  5  to be rent, to be torn asunder [1.7]
Explications en français  6  qu'on déchire, qu'on tiraille [1.8]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12