|
|
|
|

Entrée1  vinimbina
Radical  2  vimbina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana: Voankazo kely no novinimbinay ho anareo
Tahina, arovana: Novinimbin' Andriamanitra ity fianakaviana itỳ fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8  ivimbinan, navimbiny, nivimbina, vimbinina, vinimbina

Mis à jour le 2023/01/05