| Entrée | 1 vinimbina |
| Radical | 2 vimbina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana: Voankazo kely no novinimbinay ho anareo
5 Tahina, arovana: Novinimbin' Andriamanitra ity fianakaviana itỳ fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 9 vimbinina, vinimbina |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|