|
|
|
|

Entrée1  vinanina
Radical  2  vinany
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Lazaina na ambara mialoha: Novinaniny ny hahazo ny olombelona any amin' ny taonjato faha-XXV
5  Fantarina na dia tsy hita aza: Vinanio iza no namely anao
6  Fantarina kitoatoa: Vinanio iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka
7  Alain antsaina, an' eritreritra: Tsy azonao vinanina ny fahoriana nahazo ahy [1.1]
Explications en anglais  8  to be guessed at; to be conjectured; to be predicted [1.7]
Explications en français  9  qu'on conjecture, qu'on devine, qu'on prophétise: Tsy azon' ny olombelona vinanina ny ho avy, raha tsy ambaran' Andriamanitra (Les hommes ne peuvent pas prophétiser l'avenir, si Dieu ne le leur révèle) [1.3]
10  qu'on devine; qu'on prédit; qu'on estime à peu près [1.8]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  16  avinanin, naivanin, nanivany, navaniny, navinany, niniavan, vinanina

Mis à jour le 2023/01/20