|
|
|
|

Entrée1  vilia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo
Explications en anglais  4  [1.7] a plate, a dish; cf. lovia
Explications en français  5  [1.8] plat, assiette
Exemples  6  Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470]
Vocabulaire  7  Economie: articles ménagers
Autres orthographes  8  lovia
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot vilia

Anagrammes  14  avili, avily, vilia

Mis à jour le 2020/07/31