Entrée vilaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy mahitsy fa meloka, bilabila miforitra: Notsofin' ny rivo-mahery ny hazo teo an-tokotany hany ka vilaka daholo ny rantsankazo rehetra [1.1]
Explications en français Qui va de travers, qui dévie [1.3]
Dérivés 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31