Entrée | 1 vikinina |
Radical | 2 vikina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Ihoarana, dikaina, dinganina: Vikino io tamboho io raha afakao. [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be jumped over [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on saute [1.8] |
Exemples |
7 Potika izay rehetra lalovana, ny hantsana vikinina, ny rano itsobohana, rotidrotika daholo ny zavamaniry lalovana.
[2.436#]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 14 vikinina, 15 vinikina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |